Teny iditra | 1 fierotana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famoahana feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina mandritra ny torimaso |
Fototeny | 4 erotra |
Fivaditsoratra | 5 aforetany, aretin' afo, atrefinao, fatinareo, fierotana, fioretana, fitoerana, iforetana, ifoterana, irefotana, naefitrao, notafaery, tafinareo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |