|
|
|
|

Teny iditra1  fierotra
Fototeny  2  erotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#130] manière de ronfler
Ohatra  6  Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4#]

Fivaditsoratra  7  arefotry, atrefory, fierotra, fireotra, itrefora

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21