|
|
|
|

Teny iditra1  fiery
Fototeny  2  ery
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#129] manière de se cacher
Ohatra  6  Ka nony tonga ireo Vazaha hisava, dia namantan-tany foana tahaka ny havandra ririnina, fa efa nadio ny rano nitany, ary efa tsy hita izay nanjavonany, fa efa nifitsaka sy efa tsara fiery any amin'izay toerana nametrahana azy izy? [2.588#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  9  fieri, fiery, firie

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21