Teny iditra (1/2) | 1 fietona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 fiovana moramoran'ny zaka miranoka ho etona [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 évaporation [1.13] |
Teny iditra (2/2) | 5 fietona |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 fiovan'ny zaka miranoka ho etona [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 vaporisation [1.13] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |