|
|
|
|

Teny iditra1  fiezahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikelezana aina, fanaovana ny farany azo atao, fikirizana fatratra: Tsy ampy ny fiezahan' itỳ mpianatra itỳ ka gisitra lava izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the making of an effort
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] effort, action de faire quelque chose avec entrain
Fototeny  6  ezaka

Fivaditsoratra  7  fiezahana, ifezahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21