|
|
|
|

Teny iditra1  fifakoana
Fototeny  2  fako
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#140] L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu
Ohatra  6  [2.470#] Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony.

Fivaditsoratra  7  fiafanako, fifakoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21