Teny iditra fifampiheverana (hevitra)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Tamiko, tsy fantatro intsony izay endriky ny fifampiheveranay. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : fifampiheverana, fifampiheverako, fifampiheveranao, fifampiheverany, fifampiheverantsika, fifampiheveranay, fifampiheveranareo, fifampiheveran', fifampiheveran-, fifampiheveram-, fifampihevera-
Tovonana : -pifampiheverana, -pifampiheverako, -pifampiheveranao, -pifampiheverany, -pifampiheverantsika, -pifampiheveranay, -pifampiheveranareo, -pifampiheveran', -pifampiheveran-, -pifampiheveram-, -pifampihevera-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31