Teny iditra (1/2) | 1 fifanana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikobonana manao mafana tsara raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan' ny hatsiaka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#143] la manière de faire ses couches, le lieu, le temps |
Fototeny | 5 fana |
Teny iditra (2/2) | 6 fifan~ana |
Sokajin-teny | 7 tsirinteny saradroa [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 8 fanafany, fanafina, fiafanan, fifanana, fifan~ana, nafafany, nifafana, nifanafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
![]() |