Teny iditra | 1 fifanaratsiana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 [2.285#] Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa. |
Fototeny | 4 ratsy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |