|
|
|
|

Teny iditra1  fifanasoavana
Fototeny  2  soa
Sokajin-teny  3  anarana
Fitokoavana  4  Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana; [1.342#]
Ohatra  5  Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana; [1.342#]
6  Ao koa ny lafiny mahafinaritra: ny fitiava-namana, ny fifanasoavana sy fifanampiana, ny fanetren-tena, ny tsy fanaovana " mamy hanina an-tanana " [1.224#]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
8  Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11