|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fifanekena
Fototeny  2 eky
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany [1.1]
Ohatra  5  Hoy ny andininy anankiray ao amin'io fifanekena io [2.508#144]
6  Tsy novitainay tamin'ny resaka anefa izany fa nanaovanay fifanekena [2.356#55]

Teny iditra (2/2)7  Fifanekena
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Io boky io no mitantara mivelabelatra ny famoahana ny Lalàna mifehy ny Fanekempihavanana Taloha, ka mitaona hiala amin' ny toetra ratsy sy hiraiki-po amin' Andriamanitra [2.611#34]
Voambolana  10  Soratra Masina
Tovy hevitra  11 deoteronomia, detoronomy

Fivaditsoratra  fifanekena, Fifanekena

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14