|
|
|
|

Teny iditra1  fifanekena
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  eky
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fifanarahana ataon' olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraikitra amin' ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kilany

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29