| Teny iditra | 1 fifaneraserana |
| Fototeny | 2 serasera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy.
[2.470#170]
5 Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356#47] 6 Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366#9] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|