|
|
|
|

Teny iditra1  fifantenana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] choix, sélection, triage
4  [1.196] (de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes. [Merina]
Ohatra  5  [2.606] Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny.
6  [2.4] Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho.
Fototeny  7  fantina

Fivaditsoratra  8  fefin-tanana, fifantenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02