Teny iditra | 1 fifarombahana |
Fototeny | 2 farombaka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fifanesehana hanao asa iray na haka zavatra, na hiteny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#156] L’action de se précipiter plusieurs à la fois, le motif, l’objet, le lieu, le temps |
Ohatra |
6 Rehefa vita ny fifarombahana, dia fahanana voambary masaka kely ilay zaza [2.436#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |