| Teny iditra | 1 fifidianana |
| Fototeny | 2 fidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the act of choosing
6 an election [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de choisir
8 élection [1.3, 1.8] |
| Ohatra |
9 Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472#191]
10 Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356#127] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|