Teny iditra fifindra (findra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de se transporter, d’émigrer [1.3]
Ohatra Fa inona no anjara asan' ny fifindra-monina avy any ambanivohitra mankaty an-tanàn-dehibe? [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09