Teny iditra fifinto (finto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akora voajanahary (toy ny zavamaniry) na simika manentoento manamanitra ny sakafo milona aminy [1.64]
Fanazavàna teny frantsay Aromates, épices [1.64]

Nohavaozina tamin' ny 2024/05/30