Teny iditra fifohana (foka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky
¶ Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara
¶ Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay absorption [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31