|
|
|
|

Teny iditra1  fifohana
Fototeny  2  foka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky
5  Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara
6  Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  absorption [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20