Teny iditra fifonana (fona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fibabohana amin' ny ratsy natao tamin' olona ka mangataka famelana aminy, fivalozana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A plea for pardon; supplication, entreaty [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de demander pardon; supplication [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20