Teny iditra | 1 fifonana |
Fototeny | 2 fona |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fibabohana amin' ny ratsy natao tamin' olona ka mangataka famelana aminy, fivalozana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a plea for pardon; supplication, entreaty |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de demander pardon; supplication |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny fifonana io |
Fivaditsoratra | 8 fifonana, nifanofa, nofafany, nofinafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |