Teny iditra fifoserana (fositra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandoahana, fandilorana hazo eo ambonin' ny hazo hafa iray mba hahazoana tselatr' afo; fikofosana, filozohana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31