Teny iditra | 1 fifoterana |
Fototeny | 2 fotitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Fiverenana amin' ny tena indray ny nataon' ny tena tamin' ny hafa: Namono an' io bibilava io ianao, nefa tsy nahafaty azy: tandremo ny fifoterany aminao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de se mettre dans un sens opposé, de se retourner contre, l’interversion, le renversement, l’inceste [1.3#189] |
Ohatra |
6 Teny miainga avy amin' ny fifoterana amin' ny olom-pady na zavatra tsy tokony hatao mihitsy no heno amin' izany.
[1.519#]
|
Fivaditsoratra | 7 fiforetana, 8 fifoterana, 9 firefotana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |