|
|
|
|

Teny iditra1  figabaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] L'état de ce qui a beaucoup d'eau
Fototeny  5  gabaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11