Teny iditra figadragadra (gadragadra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'état de la voix rauque, cassée [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20