Teny iditra fihadiana (hady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany
Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga
Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu [1.3]
Ohatra 
1Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472]
2ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09