Teny iditra fihafo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Zavatra maivana toy ny bosoa atao amin' ny tenatenan' ny tadimpintana mba hahalalana ny fanaikitry ny hazandrano [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31