Teny iditra | 1 fihalohaloana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa |
Fototeny | 4 halohalo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |