Teny iditra fihambahambana (hambahamba (hamba))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action d’hésiter, l'indécision [1.3]
Ohatra Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09