Teny iditra fihantana (hanta)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana mafy aoka izany; fiangaviana amim-pitalahoana fa matoky fitiavana [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2012/11/19