| Teny iditra | 1 fihantona |
| Fototeny | 2 hantona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba fikiraviravezana, fomban' ny zavatra mihantona: Mahatsikaiky ny fihanton' io sary io fa esory
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 manière d'être sustendu
[1.3#215] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|