Teny iditra fihantsika (hantsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha [Rajemisa 1985]

2009/02/23