|
|
|
|

Teny iditra1  fihantsika
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hantsika
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha

Fivaditsoratra  5  fihantsika, hafintsika, hifantsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29