Teny iditra |
fihaonana
(haona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | Fifanenana, fifankahitana: Teny an-tsena no nifankahitan' ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana ¶ Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a place of resort, an appointment, a market, so called in a time of mourning. [Richardson 1885]
|
| a meeting; a meeting place [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | rencontre, jonction [Hallanger 1974]
|
| intersection, jonction [SLP 1986]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Mila hitovy hatrany ny resaka amin' ireny fihaonana kely mahantra ireny. [Andraina: Mitaraina, takila 174]
|
|