Teny iditra | 1 fihara-bava |
Singan-teny | 2 fiharatra, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |