Teny iditra | 1 fihara-bava |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mipentsompentsona ary tsy mijanona miteny; olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin' izay lazainy |
Singan-teny | 4 fiharatra, vava |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |