|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiharana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba fitadiavana
Fototeny  4  harana

Teny iditra (2/2)5  fiharana
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Fahatongavana, fidonana hatrany amin' ny,..: Ny fiharan' izany any amin' ny taranaka mandimby no atahorana
Fototeny  8  hatra

Fivaditsoratra  9  fiarahan, fiharana, hafarany, hafarina, hiafaran, hifarana, ifaharan, nifahara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21