Teny iditra | fiharana (harana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fitadiavana [1.1] | |
Teny iditra | fiharana (hatra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fahatongavana, fidonana hatrany amin' ny,..: Ny fiharan' izany any amin' ny taranaka mandimby no atahorana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fiharana, hafarina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |