|
|
|
|

Teny iditra1  fihariana
Fototeny  2  hary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanangonana, fitadiavana, famoriana vola na fananana
Tovy hevitra  5  fiharena
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  ary fanahy, fiarahany, fihariana, firaihana, hafiraiña, hafiranay, hafiriana, hiafarany, hifaranay, ifaharany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21