Teny iditra (1/5) | 1 fihary |
Fototeny | 2 hary |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony 5 [1.13] taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] glande |
Ohatra |
7 fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424#] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny fihary io |
Teny iditra (2/5) | 16 fihary |
Fototeny | 17 hary |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] Fomba entina mihary, mitady |
Teny iditra (3/5) | 20 fihary |
Fototeny | 21 hary |
Sokajin-teny | 22 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
23 [1.1] Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary |
Teny iditra (4/5) | 24 fihary |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.78] [Bara]
ompiana, fiompy |
Teny iditra (5/5) | 27 fihary |
Fototeny | 28 hary |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [1.2] [Provincial]
for omby, an ox, lit. wealth. |
Fivaditsoratra | 31 farihy, fihary, fihira, hifira, hirafy, hirifa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |