Teny iditra |
fihatsaka
(hatsaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antsy kelin' ny mpanenona anapahany ny singan-kofehy amin' ny lamba tenominy. [1.1]
|
| [Sihanaka]
Antsikely famoran-jaza [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | A knife for cutting edges. See fiharatra, hareza. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Couteau à pincer le riz, sorte de canif pour récolter le riz. (fitòhy). [1.19]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fihatsaka
(hatsaka)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fetsy miharo faharatsiana; fangoloka [1.1]
|
|