|
|
|
|

Teny iditra1  fihazohazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hazohazo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mihazohazo, fomban' ny olona mihazohazo, na misalasala, tsy tapa-kevitra handroso na hihemotra

Fivaditsoratra  5  fihazohazo, fizahozaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29