|
|
|
|

Teny iditra1  fihazonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  hazona
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#230] Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir
6  [1.13] patère, ancrage
Ohatra  7  [2.298#] Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy.
8  [2.529#] Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa.
Kamban-teny rehetra 

Fivaditsoratra  11 fanohizana, 12 fihazonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12