Teny iditra | 1 fihemba |
Fototeny | 2 hemba |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tapa-damba atao fehiloha na akopakopaka entin' ny mpitahiry sampy rehefa manandratra ny sampiny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [Root hemba.] A kind of flag or fan formerly used by the idol keepers, and carried before the fetish. Comp. faneva. a fan for keeping flies from the dead. |
Voambolana |
6 Fivavahana, finoana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |