Teny iditra fihenana (hena)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?
Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ
Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka
Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13]
Ohatra Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/20