Teny iditra fiheninkenenana (heninkenina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisahiranana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano izay mahatonga hihodinkodina eran' ny trano: Tsy mivoaka mihitsy Rasoa ny maraina fa lany amin' ny fiheninkenenana eran' ny trano ny androny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05