Teny iditra | fiherina (herina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba na toetran' ny zavatra miherina, na miverina amin' ny toerana nialana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Alternance [1.13] | |
Fivaditsoratra | fahireny, fiherina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |