Teny iditra | 1 fihetsehana |
Fototeny | 2 hetsika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] mouvement, geste |
Ohatra |
6 Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |