Teny iditra | 1 fiheverana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion |
Ohatra |
5 [2.285#] Ekenao ve izany fiheverana izany? 6 [2.472#] Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy. 7 [1.369#] Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho. |
Voambolana |
8 Filôzôfia |
Fototeny | 9 hevitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |